Infos et initiatives - Ambasciata malgascia in Italia

Recherche
Vai ai contenuti

Menu principale:

DIASPORA



Antananarivo, 7-8-9 Août 2020 - Deuxième FORUM de la Diaspora Malagasy

  


FAMPITAM - BAOVAO SAMIHAFA




1. Toromarika momba ny Fanavaozana ny permis de séjour ho an’ny malagasy eto Italie
 
 
                      (Indicazioni utili  per il Rinnovo del permesso di soggiorno)

2. Ampitao ao amin’ny adiresy mailaka misy ny Masoivohontsika eto Italia: ambamadroma@gmail.com ny laharana finday iray isam-pianakaviana sy ny faritra (région) onenanao.

3. Aza hadino ny Carte consulaire ho an'izay tsy mbola nahavita. Ataovy ihany koa ny fanavaozana raha lany daty ny anao.

4. Ny ALAHADY 28 JIONA 2020 ho avy izao ny hankalazana ny faha-60 nahazoan'i Madagasikara ny fahaleovantena. Mitohy hatrany ny fanangonana ny sosokevitra hoentintsika manomana tsara an'izany. Alefaso ao amin'ny masoivoho ny hevitra izay arosonareo (email: ambamad@hotmail.com)
Ity ny taratasy nalefan'ny Masoivoho mba efa hiomantsika amin'izany andro manokana izany      


5. Ny 7-8-9 AOGOSITRA 2020 izao no hotontosaina ao Antanarivo (Village Voara Andohatapenaka) ny FIHAONAMBE FAHAROAN'NY MALAGASY AMPIELEZANA (Deuxième Forum de la Diaspora). Ity ny fampandrenesana sy fanasana alefan'ny Masoivoho eto Roma momba an'izany hetsika izany.   


6. Fanampim-baovao momba ny fihanaky ny aretina "COVID 19 " (CORONAVIRUS)    


 
Copyright 2020. All rights reserved.
Torna ai contenuti | Torna al menu