Fil d'infos - Ambasciata malgascia in Italia

Recherche
Vai ai contenuti

Menu principale:

Diaspora
Vaovao - Actualités - Notizie




19 janoary 2019
Nanao fianianana sy napetraka eo amin'ny toerany tao amin'ny Kianjabe Mahamasina ny Filoham-pirenena vaova Andry RAJOELINA.

16 aprily 2019
Nandefa Communication ny Mpiandraiki-draharaha eto amin'ny Masoivoho Malagasy (Roma) mba hahalalantsika Teratany malagasy sy vahiny
ny zavamisy momba ny valan'aretina kitrotro nirongatra tany Madagasikara.

18 aprily 2019
Mbola nandefa communication fanampim-baovao momba ny valan'aretina kitrotro any Madagasikara ny Mpiandraiki-draharaha eto amin'y Masoivoho Malagasy (Roma).
Voatanisa ao koa ireo loharanom-baovao azontsika trandrahina.

08 jiona 2019
Mandalo mamita iraka eto Rome ny Minisitry ny Raharahambahiny malagasy.
Manasa antsika izy hitafa sy hihaona aminy ao amin'ny Masoivoho Malagasy ny sabotsy 05 jiona 2019 amin'ny fito ora hariva.
Manatena ny fahatongavantsika mianakavy.

29 jiona 2019
Manasa antsika mianakavy ny MAsoivoho Malagasy eto Rome hiara-mankalaza ny Fetim-pirenentsika malagasy ny sabotsy 29 jiona 2019 ho avy izao.
Manomboka amin'ny 05 ora hariva ny fotoana.
Antenaina sy rariana ny fahatongavantsika mianakavy.


Tahirim-baovao - Archive - Archivio


TRANONKALAN'NY MASOIVOHO
Misokatra ny Tranonkala vaovaon'ny Masoivoho Malagasy eto Italie. Misaotra mialoha amin'izay fiaraha-miasa sy tolokevitra mahasoa ny be sy ny maro.


Masoivoho eto Roma
Ireto avy ny ora ahafahanao miantso an-tariby mivantana ao amin'ny masoivoho. Ankoatr'ireo ora ireo di tsara raha ny mailaka no alefanao.
Maraina: 09h - 12h30
Tolakandro: 14h00 - 16h00
Misaotra amin'ny fiaraha-miasa.


12 febroary 2016
Voatendry ho Chargé d'Affaires a.i. Mr DAMA RAKOTONDRASEDO Jean Claude Junior


02 may 2016
Voatendry ho Chargé d'Affaires a.i. Mme TIANAMAHEFA Onipatsa Helinoro

20 - 21 - 22 may 2016
Enrolement passeport ato amin'y Masoivoho Malagasy eto Italia

25 jona 2016
Fankalazàna ny Fetim-pirenena ao amin'ny Masoivoho malagasy eto Italia


                                          Tsindrio eto hamantaranao ny andinindininy
 

26 novambra 2016 - 27 novambra 2016
Fivoriambe faha-XVI ihaonan'ireo Firenena miteny Frantsay any Antananarivo-Madagasikara

28 martsa 2017
Natolotra an'i Madagascar teto Rome ny  "Prix biennal d'excellence de la FAO, du FIDA et du PAM" noho ny vokatra azo sy ny fahombiazana nandritra ny taona 2015-2016.

09 may 2017 -  30 may 2017
 
Fepetra vonjimaika fanamarinana sy fanadihadiana ary fisavana eny amin’ny sisin-tany italianina mandritra ny fivorian’ny G7.

17 oktobra 2017
Nihaona tamin'ireo teratany malagasy tao amin'ny Masoivoho ny Filoham-pirenena Mr Hery RAJAONARIMAMPIANINA,
taorian'ny fihaonany tamin'ny filoham-pirenena italianina Mr Sergio MATTARELLA.

27 desambra 2017
Voatendry no Mpiandraiki-draharaha a.i. ho an'ny Masoivoho Malagasy eto Roma i Mr RATOHIARIJAONA R. Suzelin.

11 febroary 2018
Nanasa ny teratany malagasy sy ireo namana vahiny ny Masoivoho Malagasy eto Roma ho fiarahabana tratry ny TAOMBAOVAO.
Nampitaina tamin'izany koa ireo vaovao sy lamina momba ny DIASPORA, taorian'ny Forum farany teo.




 
Tongasoa | Madagascar | Affaires consulaires | Affaires économiques | Organismes multilatéraux | Diaspora | Multimédia | Cookie policy | Mappa generale del sito
Copyright 2015. All rights reserved.
Torna ai contenuti | Torna al menu